Justice | Autre | 3000 Ar 
Date: 09-06-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #812 
Rehefa andeha haka casier izaho dia nilahatra vao maraina be t@ 6 maraina. Rehefa tonga anefa ny t@ 11 ora atoandro dia nisy olona vaovao tonga ary tonga dia nentina tany @ birao. Vita teo no eo ihany n casier satria nandoa vola zareo. 15000 F ny casier 1
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment