Santé | Autre |  Ar 
Date: 29-03-2006 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #814 
Nisy olona narary dia nila oxygène tao @ urgence ary rehefa nanontaniana izy ireo dia hoe tsy misy oxygène. Vokany, maty ilay olona avy eo ary niteny ilay infirmiers hoe" nareo tsy nanome vola dia tsy nanome oxygène izahay"
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment