Gendarmerie | Autre | 10000 Ar 
Date: 17-08-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #816 
Rehafa feno taona ny tovolahy dia tokony hitsara miaramila ary obligatoire raha iasa @ fanjakana. Ao anatin'izany anefa misy ireo tsy manao an'io dingana io fa tonga dia manome io vola io amin'ireo mpiasa eo ivelan'ny vavahady fotsiny dia mahazo ilay taratasy.
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							
															
			
			
											
									
Leave A Comment