Etat Civil | Nouvelle CIN | 7000 Ar
Date: 14-07-2010 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #817
Raha nanamboatra ny CIN aho tamin'io fotoana io dia tena navezivezin'ireo mpikarakara tao efa ho roa andro nivezivezy tany foana, dia nampifilaina be kay izy ier nitady vola kely omena azy vao mandray anao tsara @ tokony ho izy, t@ izay aho dia voatery nanome kely satria nilaiko maika n CIN-ko, dia vita vetivety n CIN avy eo, ny ariva ihany dia azo
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire