Jirama

Accueil|Jirama
Eau et électricité | Paiement d’arrièrés | 40000 Ar
Date: 03-05-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #819

Rehefa tsy voaloa t@ fe-potoana tokony nandoavna azy ny jiro dia notapahan'ilay mpanao releve. Tonga ny facture volana manaraka dia raha tokony ho izy rehefa voaloa ny jiro dia tokony azo naverina ny jiro, tsy nety namerina izy anefa satria tokony handoa sazy hono izahay , izahay nefa raha avy nandoa sazy dia tsy nisy jirama tonga akory namerina azy  dia tsy nanaiky nandoa ilay say  40000 F intsony izahay satria vola ariana fotsiny; Dia niteny izy hoe omeo 25000F aho dia averiko na omeo ahy ilay 40000 F dia aloako

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire