Etat Civil | Autre | Ar
Date: 25-11-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #833
Zavatra mateti-pitranga ao @ firaisana ny kolikoly satria maro ireo olona no milahatra sy maika hamonjy fotoana rehefa fotoana hakana anto-taratasy iasan-karazany. Misy mpiasa vitsivitsy aty anatiny sy any ivelany no manambitamby vola an'ireo milahatra ka misy mandoa vola de mahazo nefa misy kosa tsy manana satria mahafantatra fa tsy mety koa tsy manome vola mihintsy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire