Etat Civil | Nouvelle CIN |  Ar 
Date: 14-12-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #835 
Tovovavy iray nanolo karam-panondro efa lany ny fepotoana ampiasana azy tao @ firaisana faha IV. tsy vita io fanoloana karatra io satria nilaza ny tao @ firaisana fa tsisy fiche tsony raha tsy @ herin-taona indray . Nisy mpiasa iray niteny t@ ilay tovovavy hoe raha manome 50000 fmg ianao dia vita io. nandoa izay anefa ilay tovovavy
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							
															
			
			
											
									
Leave A Comment