Manamboninahitra tsy hiaran’ny fitsarana

Accueil|Manamboninahitra tsy hiaran’ny fitsarana
Autre | Autre | Ar
Date: 15-02-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #839

Hita @ haino aman-jery matetika rehefa misy olona tratra ka nanao asa ratsy fa misy kosa tsy hita misty rehefa olona eo anivon'ny fitondrana, na manam-boninahitra fa afenina. efa endrika kolikoly ihany izany satria tsy fantata ilay olona nanao azy sy ny tena loza de tsy fahalalana na migadra na mivototra ireny olona ireny

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire