Mine | Autre | Ar
Date: 22-10-2014 , Analamanga – Ambohidratrimo | Rapport #841
Efa ela ny natao mba hiarovana ny harena misy eto Madagascar. Tsy ny fanondronana tsy ara-drariny ny harena an-kibon'ny tany oh: bois de rose, volamena … Ny olana anefa dia sarotraromina na iniana tsy ampifantarina @ vahoaka ny olona tratra manao izay fanondranana izay. Indrindra fa rehefa olona eo anivon'ny fitondrana no fototry ny halatra. Maro an'ireo mpitondra eo @ fitondrana no fitondrana no nanao izay saingy sarotraronina, tsy lazaina ny marina hay ka voamainka mirongatra ny kolikoly. Angamba, tapenan'izy ireo vola ny mason'ny mpitandro filaminana ka tsy iharan'ny sazy sy ny lalàna izy ireo
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire