Education | Autre | Ar
Date: 16-03-2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #867
Tamin'izay anao recherche ao anatin'ny faritrin'ny fampianarana ataonay dia nangataka vola tamin'ny doyen izay ka nahazo indemnité. Nefa rehefa nivoka io vola io dia tsy nomen'ilay responsable izay prof encadreuranay fa vola kely tsy mahavita nininona akory no nomeny anay sady tsy hita foana izy rehefa tadiavina fa maika be foana hono izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire