Hopitaly

Accueil|Hopitaly
Santé | Autre | Ar
Date: 20-04-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #895

Nitondra marary teny amin hopitaly be à Namahora izahay ka niditra tao amin'ny service Medicine ka refa nanao ordonnance ireo dia niteny oe aminay ato misy an'ireto fanafody vidina ireto fa ka mandeha amin'ny farmasia any koa nareo.Dia tsy nanaiky izany izahay de tsy dia nisy nijery koa. 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire