Gendarmerie | Autre | 20000 Ar
Date: 09-09-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #897
Fa nahavita fitsarana miaramila ny tenako dia somary tara ny fangalako ilay carte vert tany amin region.ka somary nanahirana ny nangala azy satria dia notakian ilay olona tompon'andraikitra vola ny tenako ho ofany nipetrahany ela tao kanefa dia tsy maintsy nanome ny tenako satria ilaiko maika ilay izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire