Eau et électricité | Autre | 600000 Ar 
Date: 12-09-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #898 
Mpamboly no asako,ka anisany misedra olana tanteraka ny famboleko amin zao ka nisy olona izay tompon'andraikitra amin'io rano ny dabara io no niteny tamiko oe raha mahay mifanaraka tsika dia misy ampahandrano izay alefako aty aminao.Voatery nanaiky aho satria tsapako tokoa fa simba ny famboleko,maika ny taniko
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment