Acceuil

Accueil|Acceuil
Santé | Autre | Ar
Date: 18-04-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #899

Raha nitondra olona niteraka tao amin CHRR izahay dia tojo personnel de santé izay sage femme izay manaja tanteraka ny asany,mahay mandray olo,tsy mba manana toetra manavakavaka volonkoditra fa ampitoviany iaby ny olona izay miditra.Tsy mba manana toetsaina hitaky vola amin olona izany izy fa manampy koa aza no ataony raha misy sendra sahirana amin izany

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire