Autre | Autre | Ar
Date: 15-08-2014 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #908
Niriotra nankany amin'ny laharana finday hafa ny vola tokony ho nalefako amin'ny laharana iray. Nanararaotra namonjy ny foiben'ny orin'asa Airtel eto Toliara aho mba hamerina an'ilay izy. Tafaverina soa aman-tsara ny vola. Nozaraiko roa ny vola: ahy ny an-tsasany dia azy ny 50%. Tsy nanaiky anefa izy fa asany izany ary tsy manao risoriso izy. Faly erÿ aho namonjy fodiana.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire