Fangalarana kaonty Airtel Money

Accueil|Fangalarana kaonty Airtel Money
Autre | Autre | Ar
Date: 15-07-2016 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #918

Nandefa vola 60 000 Ar tany amin'ny zandriko tany Ilakaka aho. Tonga soa aman-tsara ny vola. Kanefa rehefa halana ny vola dia lazain'ny Airtel any Ilakaka fa mbola tsy misy frais de retrait hono dia voatery niantso ahy ilay olona io fa tokony mandoa vola aho. Nanantona ny Airtel tao Ambovombe aho, nanontany fa nataonao aiza ny frais de retrait, efa lasa hoy izy. Naveriko nantsoina indray ny any Ilakaka tsy misy hiratra ihany. Mandoava vola indray mandeha ianao hoy ilay Airtel tao Ambovombe raha tianareo ho azo feno ny vola. Nandà anefa aho fa nalaina ihany ry nihena.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire