Education | Autre | 10000 Ar
Date: 22-11-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #972
Zaho nanatitra ny taratasy fangatahana fakana ny diploma teny amin’ny service de dilpôme eny Maninday. Efa tamin’ny 03 octobre 2016 no nanaovako ny fangatahana kanefa hatramin’izao mbola tsy azo ihany. Mamematraha sigara hoy izy raha tianao ho azo malaky ny dipiomanao. Tsy manambola aho tompoko hoy aho fa tsy maintsy azoko ihany izany amin’ny farany. Tsy naloako ilay vola.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire