Nangataka jiro tao @ Jirama tanjombato, feno sy aradalàna ny taratasy, efa voaloa ny volan'ny devis t@ 2013. H@zao mbola tsy tafiditra anefa izany. Ny zavamisy anefa dia ny trano manodidina anay dia efa tafiditra avokoa na dia 3 taona taty aoriana aza no naorina sy nanao fangatahana. Mankao @ service technique dia hoy izy ireo hoe: "mbola ny 2012 zao no atao. Rehefa nanontaniana anefa ny chef d'agence teo aloha dia valinteny mahatohina ihany no azo: "anontanio izy oe ahoana dia iza no nahavitany an'izany. T@ faran'ny taona 2016 raha nanontaniana indray ny tao dia hoe: mbola janvier 2013 zao no atao rehefa hitany fa septembre 2013 ny nandoavako devis. Hitako arak'izany fa betsaka ny kolikoly ao @io Jirama tanjombato io satria raha ireo trano taty aoriana rehetra ireo dia tokony mangataka autorisation de raccordement @ tompon'ireo poteaux izay anisan'ny ilain'ny Jirama ao anaty dossier fangatahana jiro izay vao manao devis izy. Toerana nisehoan'ny tranga: Fokontany Mahabo, faritra espace mahateotia (tompon'ireo poteaux) andrefan'ny bypass.
Eau et électricité | Autre | Ar
Date: 07-02-2017 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #973
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire