Kolikoly amin’ny fandraisana mpianatra

Accueil|Kolikoly amin’ny fandraisana mpianatra
Education | Autre | 4000000 Ar
Date: 15-11-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #982

Nanontany marina ny fandehan'ny fandraisana mpianatra tao amin'ny directeran'ny ENS aho tamin'ny 15 novembre teo. Tsotra sady mazava ny teniny tamiko hoe: raha manana 4000 000 Fmg ianao dia afaka.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire