Education | Obtention d’un certificat | 5000 Ar
Date: 07-12-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #986
Nanao certification na équivalence ny diplomeko zao tao amin bureaun FOP ka raha tokony ho dia 10 andro aoriny nametrahana azy vao vita ilay izy nefa ilay izy dia ilaiko maika ka voatery tsy maintsy nanome vola aho mba ahavitana azy malaky ka raha vao nanome vola aho dia roa andro dia vita
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire