Gendarmerie | Circulation | Ar
Date: 20-10-2015 , Menabe – Mahabo | Rapport #987
Raha nanao voyage ny tenako dia nahita fa tsy navelany gendarme handeha mihintsy izahay raha tsy manome vola ireo gendarme mpnao barrage.tsy naneky izany anefa ilay chauffera fa dia notazomindreo,notadiavindreo olana teo,nolaizandreo fa sola ny pneu nefa araka nolazain'ilay chauffera fa mbola tapa-bolana no nanao visite technique teny amin securité routiere ilay tomobily.Setriny ka tezitra ny mpandeha ka nanatona ireo zandary farany dia nalefan'ireo zandary ihany ilay fiara
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire