Fivarotana amoron-dalana

Accueil|Fivarotana amoron-dalana
Autre | Autre | Ar
Date: 10-05-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #998

Misy mpamarotra lamba confection izay namarotra lamba izay anisany faritra tsy azo ivarotana.nefa rehefa tonga ny mpiasany kaominina tonga nisafo izany dia tsy sakiny ireo mpiasany kaominina no nangala azy teo fa misy resaka nifanarahana hono teo amin'ny tompon'andraikitra ao amin'ny commune sy ny tenany

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire