Fikarakarana taratasim-panjakana

Accueil|Fikarakarana taratasim-panjakana
Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | 400000 Ar
Date: 2016 Mai , Amoron’i Mania – Ambositra | Rapport #1045

Raha te hahavita boky malaky dia mandoa vola. Nandoa anay satria te hahavita malaky. Mampalahelo satria lasa tsy mandeha amin'ny laoniny ny fampianarana. Ka ny vola naloanay tamin'izay dia 400 000 Ar.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire