Fangalarana vola

Accueil|Fangalarana vola
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2016 , Atsimo Andrefana – Sakaraha | Rapport #1056

Ny vola izay tokony ho saran'ny fidirana ao anatin'ny park zombitse dia alain'ilay olona mpiasan'ny MNP ao an-toerana fotsiny ka tsy anomezany rosia. Tsy ara-dalàna izany.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire