Fanararaotana

Accueil|Fanararaotana
Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | 200000 Ar
Date: Octobre 2016 , Ihorombe – Ihosy | Rapport #1091

Nohararaotin'ny mpiandraikitra iray aho. Nasainy nandoa vola aho satria nisy taratasy nokarakaraiko izay, kanefa hatramin'izao dia mbola tsy vitany, tsy izay ihany fa nilaza izy fa hoe izy no directeur ao kay mpiasa tsotra, ka ny vola naloako tamin'izay dia 200.000 Ariary.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire