Police | Circulation | 15000 Ar
Date: Avril 2015 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1106
Nitondra moto aho ary nanao casque sady nanaja code nandefa clignontant fa ivily, kinanjo nisy posy mbola nande mafy be ka nifandona tamiko ka simba ny moto-ko sy ny posiny. Havan'ilay polisy ilay mpitondra posy ka nangataka vola tamiko ireto farany dia dia atao a l'amiable ny constat fa tsy nanaiky aho
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire