Fanajana ora fiasan’ny mpiasam-panjakana

Accueil|Fanajana ora fiasan’ny mpiasam-panjakana
Education | Accès à l’université | Ar
Date: Mars 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1115

Maro izahay no nilahatra bourses efa somary atoandro ka tsy maintsy niverina ny ariva aho fa efa madiva  ho tonga ny ora fidiana caisse. Notambazako vola 10 000 ar ilay caissier raha manaiky mangalatra 5 min kely ho ahy. Tsy nandray ny volako izy fa nande nody, dia nakatony ny caisse.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire