Mpampianatra iray nandà tsy nandray volan’ny mpianatra

Accueil|Mpampianatra iray nandà tsy nandray volan’ny mpianatra
Education | Validation d’une unité | Ar
Date: Janvier 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1116

Avy nanao examen aho ka azoko antoka tsara fa tsy hahazo moyenne mihitsy aho raha ny zava-bitako no nojereko. Nande niresaka tamin'ilay mpampianatra tompon'ilay matière aho mba hanome note ahy sady niangavy mafy ary nanome vola 40 000 ar azy. Tsy nety handray izy ary mbola saika hitory ahy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire