Justice | Attestation | 10000 Ar
Date: Avril 2016 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1118
Tsy mbola vita ny CIN-ko ary very , fa dĂ©claration de perte sy kopia nahaterahako no nakako ny casier judiciaire-ko. Tsy nanaiky ilay greffier fa tsy maintsy CIN vita vao afaka maka an’ilay CJ. Manana tahiry photocopie legalisĂ© CIN aho ka nentiko tany . Mbola nangatahiny vola ihany nefa, tsy nanaiky aho
Le citoyen n’a pas demandĂ© Ă ce que le rapport soit partagĂ©
Leave A Comment