Education | Accès à l’université | 30000 Ar
Date: Septembre 2011 , Atsinanana – Vatomandry | Rapport #1125
Nampiditra ny zanako teny amin'ny université de Tananarive aho ka nanome vola ilay madama iray izay fa hoe mahatafiditra olona eny hono izy, kinanjo tsy tafiditra akory aveo fa ny fotsiny no lasany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire