Dépôt d’un rapport de stage

Accueil|Dépôt d’un rapport de stage
Education | Validation d’une unité | 10000 Ar
Date: Avril 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1127

Niteny tamiko ilay tompon'andraikitra tao amin'ny departement gestion fa malaky validé ny rapport de stage-ko raha manome vola azy aho. Nandà aho satria tsy tiako ilay izy ary ho validé foana iny rapport de stage-o iny na ho ela na ho haingana

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire