Etat Civil | Nouvelle CIN | 30000 Ar
Date: Février 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1137
Vao tonga tao amin'ny birao izaho dia tonga dia nilaza ny mpiasa tao hoe "kolikoly sa am-pahamarinana"? Nilaiko maika ilay karapanondro tamin'io ka tsy maintsy nanome vola azy ireo aho na dia betsaka ary ny vola nangatahiny tamiko
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire