Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | 35000 Ar
Date: 06 juillet 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1163
Raha nangala position militaire teny amin'ny camp miaramila eny andohalo ny tenako dia nangalany ireo miaramila vola 30 000Ar ary afaka 2andro hono miverina refa avy ny 2andro dia nangalany 6000 ar indray dia voatery nomena azy vao nomeny ny ilay Position militaire
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire