Gendarmerie | Arrestation | Ar
Date: 28 avril 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1172
Nisy nitory ny tenako fa misy nangalatra moto izany ny tenako ka voantso tany amin'ny zandary.Tsy namaly ny antso anefa ny tenako satria dia tsy teo antoerana fa tany ambahibo ka ny vadiko iany no tao ka nandesindreo tany amin'ny biraon 'ny zandary nanaraka tany moa ny tenako ka voatery voa tazona tany aho fa nivadiko kosa nalefako nody.rehefa natao ny fanadihadiana fa voaendrikendrika aho fa nangalatra moto.Natoroko avoko ireo taratasy momba ilay moto ka teo ireo vao gaga.farany niteny tamiko ireo fa raha tianao hody izao de mametraka kely mba ividiananay sigara.Tsy nanenky izany moa ny tenako fa tonga de nandeha.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire