Fitoriana tsy nisy porofo

Accueil|Fitoriana tsy nisy porofo
Justice | Jugement | 1000000 Ar
Date: 27 Avril 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1177

Niakatra fitsarana ny tenako raha voaendrikendrika tamin'ny zavatra tsy nataoko.Niezaka ny fampiresaka tamin'ireo juge ireo mialoha ny fitsarana moa ny tenako mba hanamaivana ny sazy mahazo ahy satria tsapako fa tsara petraka tokoa ireo lainga izay nataony ireo mpitory kanoho izany dia voatery tsy maintsy nanome vola an'ilay mpitsara mialoha ny tenako mba hisiany zay fanalefahana ny sazy 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire