Entreprise publique | Obtention d’un marché | 400000 Ar
Date: 30-06-2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1181
Nisy olona mpanao afera izay tratrin'ireo Zandary sy mpiasan'ny fôret.Tsy nisy zavatra azo natao fa tonga niteny ireo zandary sy mpiasany fa tonga dia mivantana à Morondava ireto hazo ireto.Tonga de niteny moa ilay tompon'ny hazo oe ity anie ra-sefo zavatra hiverina aminay ihany fa tsy ho vita saisie izany fa atao ze ifanarahana teo moa ireo zandary sy mpiasan'ny foret no nifampijery ka tapaka ny hevitra,taovy ary izay ifanarahana fa tsy maintsy mametraka kosa aloha anao e!!
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire