Circulation

Accueil|Circulation
Gendarmerie | Circulation | 5000 Ar
Date: 10 juin 2013 , Menabe – Morondava | Rapport #1183

Izaho dia nandeha bus indray andro ka nosakanan'ireo zandary ny bus izay nandehanako ka gaga ao satriabus no sokanan'izy ireofa tsy bus manao zotra ivelany fa bus urbaine ary teodia notakian'ireo zandary vola ilay chauffer ka tsy madinika moa tany de hoy ilay zandary nosady nanintona ilay vola teny amin'ny tanany sady nteny oe itonyve chauffer dia tsy foinao fa tonga de omeo aty daholo

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire