Gendarmerie | Circulation | Ar
Date: 30 octobre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1185
Nifindra toerana izahay ka voasakana ny Gendarme ny tomobily nitondra entako dia nijanona moa ilay chauffera,dia nanontany ilay gendarme oe inona no ao dia entan'olona hifindra toerana sokafo ary jereko dia aiza avokoa ny taratasin'ireo sao dia halatra avy any dia natao moa ny fisavana ka voaporofo fa mazava ilay entana dia niteny moa ilay Zandary oe mba asio engalia any zany mba ividianana sigara eto.Tena mbola mitady tsika zao ra-sefo fa aleo aminny manaraka indray
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire