Secteur privé | Autre | Ar
Date: 01 avril 2012 , Menabe – Morondava | Rapport #1188
Nisy fitadiavana mpiasa maromaro tokoa tao amin'ity orinasa mpanao fia ity,rehefa natao ny fizahana ny fahasalamana dia maro ireo olona no misy aretin-koditra dia tsy voaray ka nitady lalana fa tsy nandray mintsy ilay tompon'ilay orinasa.Maro tokoa ireo olona manao mahita lalana ambaniny tany fa tratra iany ka voaroaka miaraka amin'ilay olona nampiditra.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire