Police | Circulation | 10000 Ar
Date: 20 février 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1189
Mpitondra fia miakatra no asako,Nitondra fia niakatra ka vao hiditra ny Mahabo izahay dia nosakanany police teo ka notakiandreo ilay taratasy fahazoan-dalana sty naninona ilay izy kay rehefa hivoaka ny mahabo indray tonga de niteny ilay police oe aiza ny taratasin'ity fia ity da mijotsoa ny tompony.Nijotro moa ny tenako misy zavatra tsy mazava aonatiny fianareo ka mila jerena ka nohoizany dia ajotro ambany aty dia gaga ny tenako fa misy ino sefo fa zahay maika ataovy fotsiny oe ino tianareo tadiavinareo.tonga de nomeko vola ry zareo de avelao izahay handeha fa maika.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire