Fidirana ho mpiasam-panjakana

Accueil|Fidirana ho mpiasam-panjakana
Entreprise publique | Recrutement | 6000000 Ar
Date: 20 février 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1191

nanao fanadinana fidirana hompiasampajakana ny tenako tamin'ny volana febroary tany tananarivo.Nipetraka teny ambohipo moa ny tenako kay misy olona miasa amin'ny minisitere no mpifanolobodirindrina aminay ao.rehefa vita ilay fanadinana dia namonjy ahy izy ka nananonatny oe enao moa manao fanadianana fidirana ho mpiasampanjakana ho paramed dia nekeko,zaho asany manana Quotas kamanao akory  hevitrinao dia omeo vola 6Millions d'ariary zaho fa afahiko anao.tsy nanaiky izany anefa ny tenako fa aleoko tonga de nandeha nody.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire