Police | Circulation | 2000 Ar
Date: 15 mars 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1193
Mitondra bajaj no asako indary andro sendra surcharge ny bajaj-ko ka nosakanan'ireo police ka nalain-dreo ny papier-ko.teo moa zaho dia tsy hitakoizay ataoko nefa zaho maika hanatitra ireo entana maroizay nandesiko,nangataka lalana tamin'ireo poilce moa ny tenako fa tsy nomeny.farany dia niteny ny tenako hoe ataovy chef izay ifanarahana fa maika zaho satria mbo maro ny asa tokony atao.Voatery nanome moa ny tenako satria maika hanatitra ireo entana ny tenako.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire