Fizarana bulletin

Accueil|Fizarana bulletin
Education | Accès à l’école | Ar
Date: 10 juillet 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1201

Mpampianatra no asako,manana namana RAD izay tena akaiky ahy izy,tsy nifindra kilasy ary ny zanany dia niresakatamikoizy mba hamindrana kilasy azy ary nilaza fa hanome kadoa ahy raha afindrakokilasy ny zanany.Tsy nanaiky izany moa ny tenako satria tsapako fa ilay zaza no ho voafitaka raha toa ka afidrako izy nefa tsy en niveau.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire