Fokontany | Autre | Ar
Date: 20 juin 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1221
Raha nanao asa fanentanana tao amin'ny fokontany namahora nord ny tenako dia tsy afaka manao sonia sy ni-visé ny ordre de mission izy raha tsy mametraka kely.Nanda izany moa izahay ka nampilaza ireo lehibenay ka izy ireo no nifampiresaka sy nampahafantatra ny asa izay natao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire