Fihinanana solon-tsakafon’ireo tanora nanao fanatanjahantena tamin’ny Tours de Mada

Accueil|Fihinanana solon-tsakafon’ireo tanora nanao fanatanjahantena tamin’ny Tours de Mada
Autre | Autre | 180000 Ar
Date: Décembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1226

Araraotin'ireo tomponandraikitra ao amin'ny Maison des jeunes tokoa ireo tanora mpirotsaka antsitrapo ka izay fanomezana omena ny tanora dia tsy omendreo ao amin direction fa hanindreo na angalandreo  nefa ny UNICEF dia nanome vola 6000 Ar/personnes atao solon-tsakafo dia tsy mety azo hatramin'izao

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire