Entreprise publique | Recrutement | 3000000 Ar
Date: 2011 , Menabe – Morondava | Rapport #1236
Nanao concours penitentiaire ny dia anisany nandoa vola,tsy ampy ampy anefa izany satria tamin ecrit fotsiny no nandoavako izany fa refa tonga ny écrit dia tsy ampy ny aty antanako ka tsy tafiditra amin ireo lisitra miatrika ny fiofanana ny tenako
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire