Entreprise publique | Recrutement | 300000 Ar
Date: 17 juillet 2013 , Menabe – Morondava | Rapport #1246
Zaho dia nanao concours police ary tao amin'ny ecole C.E.G Centre Morondava no nanaovanay concours(centre d'examen)ka niteny tamiko ny iray aminreo surveillant reo hoe omeo vola 300000 Ar zaho,dia omeako anao avokoa ireo sujet izay atao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire