Fampidirana mpiasa

Accueil|Fampidirana mpiasa
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2013 , Menabe – Morondava | Rapport #1248

Maro tokoa ny olona no nanao test sy entretien amiko tao amin'ny orinasa iray eto Morondava nefa olona 5 fotsiny no ilaina zahay misy 30 no mpifaninana ka noho izany dia nitady hevitra aho hanome vola ilay olona tompon'nadraikitra amin izany mba hahatafiditra ahy amin'io orin'asa

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire