Police | Circulation | 2000 Ar
Date: 02 décembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1249
nitondra bicyclete aho,ka tratra hariva ka voasakana ny Police teo amin'ny esso matt,tsy misy jiro no tsy manana vinette dia notazominy teo moa zaho ka nisy olona namonjy ahy ka niteny oe raha mba manome kely anay anay anao dia alefanay mandeha
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire