Fangatahana compter

Accueil|Fangatahana compter
Eau et électricité | Installation d’un point d’accès | 400000 Ar
Date: 2011 , Menabe – Morondava | Rapport #1253

Nanao demande compteur tao amin'ny jirama ny tenako ary efa ho 4 taona izay no nanaovako izako izany,isakin izaho mandeha any dia avezivezin'ireo olona ao ny tenako afaka volana iray;nandoa vola 400000Ar ny tenako dia afaka telo andro dia tafiditra ny compteur

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire